Sarobaratra Ifanja Itasy : natomboka ny taom-pambolem -bary 2019-2020

0

Nomarihana androany tany amin’ny Kaominina Sarobaratra Ifanja Faritra Itasy ny fanombohan’ny taom-pambolena 2019- 2020. Nambaran’ny Filohan’ny Repoblika Rajoelina Andry nandritra izany fa tsy maintsy ho tratra ny fahivatan-tena ara-bary amin’ny taona 2020 eto Madagasikara.