SASM – Brickaville : haverina hosokafana

0

Haverina hosokafana ny orinasa SASM ao Brickaville araky ny nambaran’ny Filohan’ny Repoblika androany nandritry ny fandalovany tany an-toerana. Nisy ihany koa ny marimaritra iraisana manoloana ny olana mikasika ny mpiasa sasany sy ny eo anivon’ity orinasa ity