SECES Antananarivo : tsy hitondra vahaolana eto Madagasikara ireo mpanelanelana vahiny

0

Naneho hevitra mikasika ny fahatongavan’ireo iraka iraisam-pirenena tonga eto Madagasikara ihany koa ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra. Tsy hitondra na inona na inona ho vahaolana eto amin’ny firenena ny fahatongavan’ireo vahiny ireo, raha ny hevitry ny Malagasy, hoy ny SECES Antananarivo.