SECES : tsy afa-po tamin’ny fifampiresahana ireo mpikambana

0

Niroso tamin’ny fifampiresahana teo amin’ireo mpampianatra mivondrona eo anivon’ny SECES manerana ny Nosy ny ministera tompon’andraikitra omaly ariva, tsy afa-po tamin’ny fifampiresahana ny mpikambana SECES manerana ireo oniversitia eto Madagasikara. Mbola miato ny fampianarana.