Sefafi : tokony hampahafantarina ny olompirenena ny votoatin’ny lalàm-pifidianana

0

Namoaka fanambarana mikasika ny lalàm-pifidianana ny sehatra fanaraha-maso ny fiainam-pirenena na ny SEFAFI, ny 5 marsa teo. Vonona hitondra fanitsiana amin’ny lalàm-pifidianana izay lalàna mavesa-danja eto amin’ny firenena io fiarahamonim-pirenena io raha ny voalaza.