Seha-pihariana cacao : mihena ny kalitao, mihena ihany koa ny vokatra

0

Tsy nitsaha-nihena ny vokatra cacao ao amin’ny distrikan’Ambanja, faritry DIANA tato anatin’ny 5 taona farany. Ny fandripahana tsy ara-drariny ny ala sy ny fiovaovan’ny toetry ny andro no isan’ny mahatonga izany raha ny fanadihadiana natao.