Accueil Société Sekoly fanabeazana fototra : mitaraina ireo ray aman-drenin’ny mpinatra Ambalasaona Toamasina II

Sekoly fanabeazana fototra : mitaraina ireo ray aman-drenin’ny mpinatra Ambalasaona Toamasina II

0
Sekoly fanabeazana fototra : mitaraina ireo ray aman-drenin’ny mpinatra Ambalasaona Toamasina II

Misedra olana goavana ireo sekoly fanabeazana fototra any min’ny tontolo Ambanivohitra eto amintsika. Ohatra amin’izany ny ao Ambalasaona Toamasina faha-2. Fotodrafitr’asa efa nahazoana famatsiam-bola saingy niato hatramin’izao. Ny mpitondra fanjakana sy ireo tomponandraikitra variana amin’ny fihetsiketsehana sy fisehosehoana ety ivelany fotsiny ihany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici