Sendikan’ny mpandraharahan’ny fonja : Mitaky ny fampidirana an’i Claudine Razaimamony am-ponja.

0

Mitaky ny hampidirana an’i Claudine Razaimamonjy any am-ponja ny sendikan’ny mpandraharahan’ny fonja, izay mitaky ihany koa ny fahaleovan-tenan’izy ireo amin’ny asany. Mandoto ny asan’izy ireo raha ny fanazavana ny tsy famonjana azy. Takian’izy ireo ihany koa ankoatra izay ny fitoviana eo amin’ireo voafonja rehetra