Sendikan’ny mpiasa : tsy mila minisitra HVM

0

Mitovy ny takin’ireo sendikan’ny mpiasan’ny ministera maro amin’ny tsy tokony hanomezana toerana intsony ny HVM hitantana ministera. Fandrebirebena fotsiny ihany ny fanoloana olona raha mbola HVM no hapetraka eo, hoy hatrany ny fanazavan’izy ireo.