Sinto-mahery : ahitana tranga isan’andro eny anivon’ny fokontany maro

0

Fokontany maro eto andrenivohitra no voasokajy ho anatin’ny faritra mena amin’ny firongatry ny sinto-mahery ankehitriny. Ny fampitomboana ny isan’ny mpitandro filaminana no vahaolana mba hampihenana ny asa ratsy raha ny fanazavan’ireo eny anivon’ny fokontany.