Solika : Niakatra 80 ariary

0

Niakatra indray ny vidin-tsolika tamin’ity fiandohan’ny volana martsa ity. 80 Ariary isaky ny litatra avy izany fiakarana izany na ho an’ny essence sans plomb 95 na ho an’ny Gasoil. Fiakarana fanindroany sahady tamin’ity taona vaovaoa ity.