Solika : tokony hidina ny vidiny

0

Tokony hidina ny vidin-tsolika eto Madagasikara araka ny nambaran’ny Filohan’ny Repoblika nandritry ny nanantontosany ny tatitra momba ny asa vita nataony omaly. Ambony raha oharina amin’ny firenena maro aty Afrika ny elanelam-bidy eo amin’izay famatsiana solika izay.