Solombavambahoaka HVM : tsy hita teny Tsimbazaza fa nanjavona

0

Tsy hita teny Tsimbazaza fa nanjavona avokoa ny tolakandro teo ireo Solombavambahoaka HVM sy mpanohana ny fitondrana nandritra ny fihaonan’ny Solombavambahoaka avy amin’ny fiarahamonim-pirenena araka ny lahadinika.