Sorona Masina eny Soamandrakizay : ny litorjia Romanina no hampiasaina

0

Ny litorjia Romanina no hampiasaina mandritra ny lamesa lehibe hiarahana amin’ny Pape François eny Soamandrakizay ny alahady ho avy izao. Ny loko fotsy no « loko litorjika » hampiasaina na dia ny litorjia ho an’ny alahady faha 23 mandavan-taona amin’ny taona D aza no ho raisina.