Accueil Politique SRMV : nanomboka androany ny fikirakirana ny vokatra

SRMV : nanomboka androany ny fikirakirana ny vokatra

0
SRMV : nanomboka androany ny fikirakirana ny vokatra

Ho voahaja ny 5 andro hikirakiran’ny SRMV ny antotam-baovao mikasika ny voka-pifidianana. Androany, saika efa tonga teny an-toerana avokoa ny PV raha ny fanadihadiana natao ho an’Antananarivo sy ny manodidina. Etsy ankilany, fepetra maro no tontosaina mialohan’ny handefasana izany eny amin’ny CENI .

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici