SRMV

0

Ao anatin’ny fikirakirana ny voka-pifidianana tanteraka ankehitriny ny eo anivon’ny SRMV manerana ny Nosy. Izy ireo izay manangona sy manamarina ny kajy ao anatin’ny fitanana an-tsoratry ny latsa-bato. Tsy manana fahefana anefa ity farany amin’ny fanovana ireo izay kajy mety misy fahadisoana.