Accueil Politique Subventions : mifanohitra ny ambaran’ny fitondrana sy ireo kaominina

Subventions : mifanohitra ny ambaran’ny fitondrana sy ireo kaominina

0
Subventions : mifanohitra ny ambaran’ny fitondrana sy ireo kaominina

Efa nahazo subventions ny kaominina rehetra eto Madagasikara, mandeha tsara ny fitsinjarana izany, omena subventions ihany koa atsy ho atsy ireo eny anivon’ny fokontany. Izay no nambaran’ny praiminisitra. Etsy ankilany anefa, misy ireo kaominina no efa nandritry ny 2 taona no tsy nahazo izay subventions izay.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici