Accueil Société Tafika anabakabaka : 19 ireo mpianatra manamboninahitra mpanamory manaraka fiofanana

Tafika anabakabaka : 19 ireo mpianatra manamboninahitra mpanamory manaraka fiofanana

0
Tafika anabakabaka : 19 ireo mpianatra manamboninahitra mpanamory manaraka fiofanana

Miroso amin’ny fiofanana ara-tekinika sy fampiharana ireo mpianatra manamboninahitra mpanamory fiaramanidina handrafitra ny tafika malagasy amin’izao fotoana izao. Miisa 19 ireo mpianatra manamboninahitra mpanamory manaraka fiofanana tekinika eny ivato , ary 1 amin’izy ireo no vehivavy. Ampy tsara hoy ireo mpampiofana ny fitaovana hanaovana ny fiofanana.