Accueil Economie Tahirim-bolamena nasionaly : handray an-tanana hanangonana ny volamena ny fanjakana

Tahirim-bolamena nasionaly : handray an-tanana hanangonana ny volamena ny fanjakana

0
Tahirim-bolamena nasionaly : handray an-tanana hanangonana ny volamena ny fanjakana

Handray an-tanana amin’ny fanangonana ny volamena amin’ny fifanekem-piaraha-miasa amin’ny Banky foiben’i Madagasikara ny fanjakana Malagasy. Paik’ady vaovao ho entina manatsara ny toekarena Malagasy sy hisorohana ny gaboraraka eo amin’ny fitrandrahana sy ny fanondranana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici