Tale jeneralin’ny OMACI : saika tsy nanaiky famindran-draharaha

0

Taorian’ny didy navoakan’ny Fitsarana an-tampony, ny amin’ny fampitsaharana ny mpikambana teo alohan’ny OMACI na (Office Malagasy de Cinema). Niroso tamin’ny famindran-draharaha ny minisitera tomponandrikitra tamin ‘ity androany ity. Nisalasala ary saika tsy hanatanteraka izany ny tale jeneralin’ny OMACI, saingy nanatontosa izany ihany tamin’ny farany.