Accueil Société Tana Masoandro : mitohy ny fifampiresahana amin’ny vahoaka

Tana Masoandro : mitohy ny fifampiresahana amin’ny vahoaka

0
Tana Masoandro : mitohy ny fifampiresahana amin’ny vahoaka

Mitohy ny fifampiresahana amin’ny vahoaka mikasika ny tetikasa Tana Masoandro. Androany, nidina teny amin’ny kaominina Ankadimanga Ambohidrapeto ny mpanolotsaina manokan’ny Filohan’ny Repoblika momba ny tetikasa Tana Masoandro, niaraka tamin’ny solonten’ny mpikambana eo anivon’ny governemanta sasantsasany. Nihaino sy nandray ireo hetahetan’ny mponina izy ireo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici