Accueil Société Tanim-panjakana namidy : handraisanan’ny fitondram-panjakana fepetra hentitra

Tanim-panjakana namidy : handraisanan’ny fitondram-panjakana fepetra hentitra

0
Tanim-panjakana namidy : handraisanan’ny fitondram-panjakana fepetra hentitra

Nisy ny olontsotra nanao hetsika androany tetsy Antaninarenina, manohitra ny famarotana ny zaridaina. Efa mandeha ny fanadihadiana mikasika ity raharaha ity hoy ny minisitry ny fanajariana ny tany sy ny toeram-ponenana ary ny asa vaventy, nandritry ny fahatongavany teny an-toerana. Nanamafy ny tenany fa tsy ekena io famarotana io, ary fepetra maro no ho raisin’ny fitondram-panjakana, manoloana ireo tranga famarotana ny tanin’ny kaominina rehetra. Fanadihadiana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici