Accueil Société Tanin’ny ARTEC mirefy 1,8 ha : nisy nivarotra an-tsokosoko

Tanin’ny ARTEC mirefy 1,8 ha : nisy nivarotra an-tsokosoko

0
Tanin’ny ARTEC mirefy 1,8 ha : nisy nivarotra an-tsokosoko

Nisy nivarotra an-tsokosoko ny tanin’ny ARTEC eny Alarobia mirefy 1,8ha araka ny fidinana ifotony nataon’ny minisity ny paositra sy ny fidandraisan-davitra teny an-toerana androany. Hisy ny fandraisana fepetra, ahafahana mamerina ny tany ho an’ny fanjakana raha ny fanazavana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici