Accueil Société Taom-pambolen-kazo : nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany

Taom-pambolen-kazo : nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany

0
Taom-pambolen-kazo : nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany

Hazo miisa 2 hetsy sy 1 Tapitrisa no novolena tany amin’ny distrikan’Ankazobe androany. Fotoana nanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny taom-pambolen-kazo 2020 ary fotoana nanamarihana ihany koa ny faha herintaonan’ny fianianana nataon’ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara teny Mahamasina. Madagasikara maitso no tanjona hoy ny filoha Andry RAJOELINA.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici