Taom-pianarana 2019 – 2020 : hanomboka ny alatsinainy 28 oktobra

0

Hanomboka ny alatsinainy 28 oktobra ny taom-pianarana 2019-2020 hoy ny minisitry ny fanabeazam-pirenena, ny fampianarana teknika sy ny fampiofanana arak’asa androany nandritra ny andron’ny mpanabe notanterahina teny Mahamasina. Ankilan’izay, efa tonga any amin’ny fobiem-panadinana avokao ny laza adina hiatrehana ny CEPE ny talata ho avy izao.