Taom-piotazana litchis 2019 : nisokatra omaly alina

0

Tsara ny vokatra fa saingy nihena ambany dia ambany ny vidiny hakan’ireo exportateurs ao Toamasina ny vokatra litchis ho an’ity taona 2019 ity, 1 200 Ariary ny iray kilao amin’izao fotoana izao raha toa ka haharitra roa herin’andro eo ho eo ny Taom-piotazana.