Accueil Société Taratasy famindram-panànana avy amin’ny fandovàna fahafatesana : tsy andoavam-bola ny fikarakarana

Taratasy famindram-panànana avy amin’ny fandovàna fahafatesana : tsy andoavam-bola ny fikarakarana

0
Taratasy famindram-panànana avy amin’ny fandovàna fahafatesana : tsy andoavam-bola ny fikarakarana

Fepetra tafiditra anatin’ny vahaolana eo amin’ny sehatra sosialy eto amin’ny firenena manoloana Covid-19, tapaka nandritry ny filan-kevitry ny minisitra ny 24 jona 2020 teo fa tsy handoavam-bola hatramin’ny 31 desambra 2020, ny fikarakarana taratasy momba ny famindrana ny fanànan-tany avy amin’ny fandovàna, tsy hisy ihany koa ny fampiharana sazy amin’ny fikarakarana fanoràtana na famindrana fanànan-tany hatramin’io daty io.