Accueil Société Tatatra sy lakan-drano eto Antananarivo : noraisin’ny fanjakana an-tanana ny fanadiovana izany

Tatatra sy lakan-drano eto Antananarivo : noraisin’ny fanjakana an-tanana ny fanadiovana izany

0
Tatatra sy lakan-drano eto Antananarivo : noraisin’ny fanjakana an-tanana ny fanadiovana izany

Noraisin’ny fanjakana an-tanana ny fanadiovana sy ny fanatsarana ny tatatra sy lakan-drano izay tokony ho anjaran’ny Kaominina Antananarivo renivohitra. Tanjona ny fanatsarana ny renivohitra ary koa ny fisorohana mialoha ny mety ho fiakaran’ny rano amin’ny fotoam-pahavaratra.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici