Tatouage : mahavelona raha manaraka ny fenitra takiana.

0

Mahavelona ny fanaovana tatoauge raha manaraka ny fenitra takiana hoy i RASOLOFONDRAIBE Jeanny mpanakanto nanaovana fanadihadiana. Efa maro ihany koa ny tanora liana amin’izany eto Madagasikara raha ny fanazavana.