Taxi : nanao fihetsiketsehina ny Taxi teto Antananarivo Renivohitra

0

Taxi anarivony no nanao filaharambe omaly nanehoan’izy ireo ny fanoherana ny contre visite sy ny lanterne vaovao. Nitohana araka izany ny fifamoivoizana teto Antananarivo renivohitra ny tapakandro maraina vokatr’io hetsika io. Manohana ny hetsiky ny taxi ihany koa ny sendika autonome eo anivon’ny Kaominina Antananarivo renivohitra.