TB Soanierana Ivongo : nodoran’ny olona ny finagonana FKM, 19 voasambotra

0

May, nodoran’ny vahoaka ny fiangonana FKM tao Soanierana Ivongo. Ny fitazomana olona, ny fanaovana herisetra, ireo no anton’ny fahatezeram-bahoaka. Olona 19 hatreto no voasambotra hoy ny teo anivon’ny polisim-pirenena any an-toerana ary karohina i Tiandraza, mpitarika ny fiangonana.