Tekikasa Tana-Masoandro : misokatra ho amin’ny fifampiresahana ny fitondrana

0

Misokatra ho amin’ny fifampiresahana amin’ny vahoaka voakasiky ny fananganana ny tetikasa Tana-Masoandro ny fitondram-panjakana. Nidina teny ifotony nihaino ny feon’ireo vahoaka ireo delegasiona maro samihafa, ho entina mametraka marimaritra iraisana.