Accueil Economie Tetezan’i Mangoky : nambaran’ny HCC fa mifanaraka amin’ny Lalàmpanorenana

Tetezan’i Mangoky : nambaran’ny HCC fa mifanaraka amin’ny Lalàmpanorenana

0
Tetezan’i Mangoky : nambaran’ny HCC fa mifanaraka amin’ny Lalàmpanorenana

Navoakan’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana ao amin’ny tranokalany omaly fa mifanaraka amin’ny Lalàmpanorenena ny fifanarahana famatsiam-bola ny fanamboarana ny tetezan’i Mangoky eo amin’ny Fanjakana Malagasy sy ny BADEA na ny Banque Arabe pour le Développement Economique en Afrique.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici