Teti-bolam-panjakana : hampihatra ny  mangarahara, 3 taona aty aoriana

0

3 taona aty aorian’ny nitantanana ny firenena, tapa-kevitra ny hiditra amin’ny sehatry ny mangarahara ny fanjakana. Ho atao mangarahara manomboka amin’ny famolavolana hatramin’ny fanatanterahana ny teti-bolam-panjakana manomboka izao.