Teti-pivoarana ho an’ny fanabeazana : tsy miova, misy ny CEPE

0

Pejin’ny fanabeazana, nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany ny fihaonam-be natao hijerena ny Teti-pivoarana ho an’ny fanabeazana na ny PSE izay haharitra 3 andro. Tsy miova ny « Calendrier scolaire » ary voatazona ilay 9 taona nataontsika hatrizay. Na izany aza, nanamafy ny minisitra tomponandraikitra fa misy ny CEPE.