Accueil Politique Tetibola – Kaominina Antananarivo Renivohitra : nanazava ny Ben’ny tanàna

Tetibola – Kaominina Antananarivo Renivohitra : nanazava ny Ben’ny tanàna

0
Tetibola – Kaominina Antananarivo Renivohitra : nanazava ny Ben’ny tanàna

Nihaona tamin’ireo mpanolontsainan’ny kaominina Antananarivo androany ny benin’ny tanàna vaovao nitondra fanazavana mikasika ny teti-bolan’ny kaominina amin’ity taona 2020 ity. Teboka maromaro no nohamafisiny nandritra izany toy ny fampandrosoana ny lafin’ny fahasalamana, sy ny fampianarana ho an’ny mponina eto an-drenivohitra ao anatin’ity teti-bola ity.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici