Tetikasa M4SD : fitrandrahana mangarahara no tanjona

0

Tsy hisy intsony ny fitrandrahana gaboraraka sy tsy voafehy mampalaina ireo mpampiasa vola eto amintsika aorian’ny fanadihadiana hatao hoy ny eo anivon’ny Transparency International nandritra ny fampahafantarana ny tetikasa Mining for Sustainable Development. Ho jerena ihany koa ny fomba hahafahan’ny vahoaka misitraka ireo tombontsoany.