Tetikasa « Rue de Tanà » : tsy hisy lavadavaka intsony eto Antananarivo renivohitra

0

Isan’ny tanjona lehibe ao anatin’ny tetikasa « Rue de Tanà ny hanafoana ireo lavadavaka ary tsy hisy lalana ratsy intsony. Mitohy ny asa amin’izao raha nanomboka ny volana Jolay lasa teo. Ndeha harahintsika ato anatin’ity fanadihadiana manaraka ity ireo Lot miisa 5 voakasik’izany.