Tetikasa Tana Masoandro : mizotra araka ny tokony ho izy ny asa

0

Nanaraotra ny fahitana ny minisitry ny fanajariana ny tany ny toeram-ponenana ary ny asa vaventy androany io ny mpanao gazety ka nanontany azy ny fizotry ny fanatanterahana ny tetikasa Tana Masoandro amin’izao fotoana izao.