Tetikasa Tana-Masoandro : naneho ny heviny ireo solombavambahoaka

0

Manoloana ny feo mandeha amin’izao fotoana manoloana ny tetikasa Tanamasoandro, naneho ny heviny ihany koa Solombavambahoaka androany. Tombontsoa ho an’ny be sy ny maro ny fahavitan’ny tetikasa. Tsy ho an’ny eto Antananarivo ihany, fa ho an’i Madagasikara iray manontolo.