Accueil Politique Tetikasan’ny Filohampirenena : miroso ny fanatanterahana

Tetikasan’ny Filohampirenena : miroso ny fanatanterahana

0
Tetikasan’ny Filohampirenena : miroso ny fanatanterahana

Miroso amin’ny fanatanterahana ny fampanantenany sy ny velirano nataon’ny tamin’ny vahoaka Malagasy ny Filohan’ny Repoblika RAJOELINA Andry. Tany Mahajanga izy sy ieo mpikambana maro ao anatin’ny governemanta androany nanomboka ny velirano nataony tamin’ny vahoakan’i Mahajanga.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici