Accueil Culture The Voice : nifarana teo amin’ny manasa-dalana ny dian’i Ludysoa sy Nathan

The Voice : nifarana teo amin’ny manasa-dalana ny dian’i Ludysoa sy Nathan

0
The Voice : nifarana teo amin’ny manasa-dalana ny dian’i Ludysoa sy Nathan

Tapitra teo amin’ny manasa-dalana ny dian’nizy mianadahy ao Ludysoa sy Nathan tao anatin’ilay fifaninana The Voice. Na izany tsara ny ezaka sy ny vokatra azo ary nitondra avo ny lazan’i Madagasikara ny zava-bitan’izy roa mianadahy ireto. Vonony hiara-hiasa amin’izy ireo i Pascal izay mpanazatra azy raha ny nambarany.