Accueil Economie TICAD 7 : nanolotra 2 miliara sy 600 tapitrisa Yen ho an’ny fanjakana Malagasy ny Japoney

TICAD 7 : nanolotra 2 miliara sy 600 tapitrisa Yen ho an’ny fanjakana Malagasy ny Japoney

0
TICAD 7 : nanolotra 2 miliara sy 600 tapitrisa Yen ho an’ny fanjakana Malagasy ny Japoney

Notontasaina androany ny fifanaovan-tsonia ho fanatsarana ny tetezan’i Mangoro sy Antsapaza amin’ny lalam-pirenena faha-2, teo amin’ny Masoivoho Japoney sy ny fanjakana Malagasy amin’ny alalan’ny minisitry ny raharaham-bahiny. Vola mitentina 2 miliara sy 600 tapitrisa Yen no natolotry ny fanjakana Japoney hahafahana manatanteraka izany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici