TMMM

0

Nisy ny hetsika fizarana arendrina sy kilalao nataon’ny Tanora Malagasy Miara-miainga Mahajanga tamin’ity volana ity, tafiditra tao anatin’ny fankalazana ny fahaleovantena hatrany. Maro ireo ankizy nisitraka izany tany an-toerana