Accueil Société Toamasina : hentitra ny fanaraha-maso ny fifamezivezena ivelan’ny faritra

Toamasina : hentitra ny fanaraha-maso ny fifamezivezena ivelan’ny faritra

0
Toamasina : hentitra ny fanaraha-maso ny fifamezivezena ivelan’ny faritra

Niha nahazo vahana ny taxi-moto mpitatitra olona antsokosoko mivoaka ny lalanam-pirenena faha-2 tato ho ato. Manoloana io, nanao be midina ireo mpitandro filaminana androany nanara-maso ny zava-misy. Hentitra ny fanaraha-maso any Toamasina amin’izao fotoana izao ho fisorohana ny fiparitahan’ny valan’aretina Coronavirus.