Accueil Société Toamasina : jiolahy miisa 5 no saron’ny mpitandro filaminana

Toamasina : jiolahy miisa 5 no saron’ny mpitandro filaminana

0
Toamasina : jiolahy miisa 5 no saron’ny mpitandro filaminana

Jiolahy miisa 5 indray no saron’ny polisy avy amin’ny FIP ao Toamasina anroany, ireto jiolahy ireto izay mpampihorohor sy mpamaky trano eny anivon’ny fokontany. Mandry tsy lavo loha ireo mponina ao toamasina amin’izao fotoana izao manolaoana ny tsy fandriam-pahalemana lkava reny any an-toerana.