Accueil Société Toamasina : nitokona ireo mpitondra « Taxi brousse »

Toamasina : nitokona ireo mpitondra « Taxi brousse »

0
Toamasina : nitokona ireo mpitondra « Taxi brousse »

Niverina nitokona indray indray mpitatitra rezionaly miasa ao Toamasina androany teny Tanambao faha 5. Antony raha ny fanazavana ny fangatahan’izy ireo ny hanokafana ny zotra rezionaly ao anatin’ny faritra. Rahampitso nampanantena ny hanome valinteny ireto mpitatitra ireo ny eo anivon’ny faritra Atsinanana raha ny zava-nisy androany.