Ny maraina teo, raikitra indray ny fidinana an-dalambe natao’ireo Joker, mpitondra posy bicyclette tao amin’ny Fokontany Morarano Toamasina. Mitaky ny hahafahan’izy ireo hanao ny asa fitadiavam-bolany hatrany ny anton’ny fitakiana.