Accueil Société Toamasina : tonga any an-toerana ireo miaramila 250 hanampy ny ady ny Covid-19

Toamasina : tonga any an-toerana ireo miaramila 250 hanampy ny ady ny Covid-19

0
Toamasina : tonga any an-toerana ireo miaramila 250 hanampy ny ady ny Covid-19

Miaramila 250 indray no  nigadona any Toamasina io maraina io miaraka amin’ireo fiara tsy mataho-dalana, hanampy amin’ny fiadiana amin’ny valan’aretina coronavirus ary hanampy ihany koa amin’ny fampandriana fahalemana.  Ny 50 amin’ireo no miaramila mpitsabo. Maharitra 15 andro faharetan’ny iraka nampanaovina ireto andia-miaramila ireto ao Toamasina.