Toekarena manga – Madagasikara : tsy voatrandraka araka ny tokony ho izy

0

Sehatra iray ahafahan’ny fitondram-panjakana mampidi-bola hiteraka fampandrosoana ho an’ny firenena ny économie bleue. Raha ny zava-misy, tsy vohatrandraka araka ny tokony ho izy ny ranomasina sy ny ranomamy ary ny harena ao aminy eto Madagasikara hoy ny mpisehatra amin’izany.